Prendre contact
Lot VF 60 Mahamasina Nord – Antananarivo 101, Madagascar
craad.madagascar@gmail.com
Ph: +261 32 60 343 61

Manamafy ny voalazan’ireo vahoakan’i Toliara Atoa Théo RAKOTOVAO fa tsy manailky ny asa fitrandrahana ataon’ny Base Toliara izy ireo

Manamafy ny voalazan’ireo vahoakan’i Toliara Atoa Théo RAKOTOVAO fa tsy manailky ny asa fitrandrahana ataon’ny Base Toliara izy ireo ary mitaky ny fanakatonana tanteraka ity orinasa ity.

Tsiphina fa Atoa Théo RAKOTOVAO no FILOHAN’NY FIKAMBANANA MA.ZO.TO. izay nahely tetsy sy teroa fa manaiky ny fitrandrahana fasimainty kanefa dia izao hita miharihary izao fa fafy lainga entina mamitaka ny vahoaka sy ny fitondram-panjakana fotsiny ihany izany.

We use cookies to give you the best experience.