Prendre contact
Lot VF 60 Mahamasina Nord – Antananarivo 101, Madagascar
craad.madagascar@gmail.com
Ph: +261 32 60 343 61

Antsakabary, Amnesty International (Vidéo)

Misy horonan-tsary iray vao nivoaka izay mampiseho ny famaizana mafy, manala-baraka sy manambany nataon’ireo polisy tamin’ny fokonolona, ho valy faty, tao Antsakabary, any Avaratr’i Madagasikara. Ka mangataka izahay mba hasiana fanadiadiana io tranga io, sy ny hahafahan’ireo fokonolona ireo mahazo rariny eo alohan’ny fitsarana. Manasa anao ny Amnesty International hiara hiady ho amin’ny fitsonjovana ny zon’olombelona eto Madagasikara. https://www.amnesty.org/…/get-inv…/join

Source: Amnesty International Africa

We use cookies to give you the best experience.